Toamasina: Nirotsaka hofidiana depiote i Dr Johanita

  • dimanche, 10 mars 2019 17:47
  • Britto
  • Sary Gasypatriote Toamasina

Omaly sabotsy i Dr Ndahimananjara Johanita no nanatitra ny antotan-taratasy firotsahan-kofidiany teo anivon'ny OVEC Toamasina I. Ny fikambanana FIVOY no manolotra azy.

Efa in-droa voafidy solombavam-bahoaka voafidy teto Toamasina izy, efa senatera, efa minisitry ny mponina, efa minisitry ny fahasalamana, efa minisitry ny rano, ary koa efa minisitry ny tontolo iainana sy ny haivoary.

(Jereo Sary Tohiny)

 

Galerie d'images (Cliquer sur la photo)
Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.