Ambositra: Hiazakazaka eny Tsimbazaza i Pr Rasoazananera Marie Monique

  • samedi, 09 mars 2019 22:50
  • Britto
  • Sary nindramina

Nametraka ny taratasy firotsahan-kofidiany ho Solombavambahoaka tao amin’ny OVEC Ambositra i Pr Rasoazananera Marie Monique. Minisitry ny fampianarana ambony sy ny fikarohana siantifika nandritra ny fitondran’i Hery Rajaonarimampianina izy, mpampianatra mpikaroka.

Filoha lefitry ny antoko Hery Vaovao ho an’i Madagasikara i Pr Rasoazananera Marie Monique, fa tsimiakina kosa izao hirotsahany hofidiana depiote eto Ambositra izao.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.