Ihosy: Tovondrainy René Fulgence no namaky lay ny firotsahan-kofidiana depiote

  • samedi, 09 mars 2019 22:44
  • Zakaria

Mpanatontosa ilay horonan-tsarimihetsika « Malaso » i Tovondrainy René Fulgence, mpampiofana ihany koa.

Hirotsaka hofidiana solombavambahoaka ato Ihosy, kandida tsimiankina, ary izy no nisantatra ny fametrahana ny antotan-taratasy firotsahan-kofidiana tao amin’ny OVEC Ihosy.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.