Andramasina: Nametraka ny firotsahan-kofidiany ho depiote i Justin Vali

  • samedi, 09 mars 2019 22:36
  • Britto
  • Sary : Justin Vali

Androany i Rakotondrasoa Justin, izay fantatry ny maro amin’ny anarana hoe : Justin Vali eo amin’ny tontolon’ny hira sy mozika, no nametraka ny antotan-taratasy firotsahan-kofidiany ho Solombavambahoaka teo anivon’ny OVEC Andramasina.

Nahazo ny loka « Grand Prix de la musique traditionnelle » teo amin’ny sehatry ny mozika i Justin Vali tamin’ny 2006.

 

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.