Fizahantany: Hodiovina ireo toerana hotely sy fandraisam-bahiny

  • samedi, 09 mars 2019 21:38
  • Zakaria

Manana hatramin’ny 8 aprily 2019 ireo efa mijoro hanarahana ny fenitra na ara-taratasy io na ny foto-drafitrasa, dila io fe-potoana io ka tsy voahaja ny fenitra dia mety hiitatra amin’ny fanasaziana, eny hatramin’ny fanakatonana ireo hotely sy fandraisam-bahiny izany.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.