CNAPMAD: Andrianjafimparany Ampy Anders no Tale vaovao

  • vendredi, 08 mars 2019 19:08
  • Zakaria

Nesorina tsy ho Talen’ny Centre National de Production de Matériels Didactiques (CNAPMAD), Rajaonarivelo Brysola ary nosoloina an’i Andrianjafimparany Ampy Anders.

Noraisina nandritra ny filankevitry ny minisitra omaly ny didim-panjakana manendry ity Tale vaovao ity.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.