Ministreran’ny Fampianarana: Voatendry ho Sekretera Jeneraly Razafinjato Marie Aurélie

  • vendredi, 08 mars 2019 19:02
  • Britto

Ministreran’ny Fampianarana, sy fampianarana ara-teknika ary fanofanana arak’asa : Voatendry ho Sekretera Jeneraly Razafinjato Marie Aurélie Augustine

Mpandrindra ny vondrona politika TGV/MAPAR Fianarantsoa Razafinjato Marie Aurélie Augustine. Efa solombavambahoaka tao amin’ny Distrikan’i Vohibato ary efa Sekretera Jeneralin’ny Primatiora lefitra misahana fampandrosoana sy ny fanajariana ny tany tamin’ny tetezamita.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.