Filankevitry ny minisitra: Nesorina ny Tale Jeneralin’ny OMNIS

  • vendredi, 08 mars 2019 18:46
  • Britto
  • Sary nindramina

Nofoanana nandritra ny Filankevitry ny minisitra omaly ny didim-panjakana manendry ny Tale Jeneralin’ny OMNIS. Nesorina izany RAKOTOBE RADARSON Voahangy Nirina, izay vehivavy voalohany notendrena tamin’io toerana io hatramin’ny 1975 namoronana ny OMNIS.

Tsy mbola voatendry kosa ny ho solony.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.