Ambasady Malagasy ao Paris: Tsy misy fiara nanjavona izany

  • jeudi, 07 mars 2019 22:45
  • Britto
  • Sary MAE

Nitondra fanazavana androany ny ministeran'ny raharaham-bahiny Malagasy mandiso ny vaovao nivoaka an-gazety teto Magasikara, ka manamafy fa anaty garazy ao amin'ny toeram-ponenan'ny ambasadaoro ao 1 boulevard Suchet, 75016, Paris ilay fiara marika Mercedes modely 350d mitondra ny laharana EV-903-FF izay fananan'ny ambasadin'i Madagasikara rahateo.

 

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.