Morondava: Mamy Merison Claver no kandida voalohany nanatitra ny dosieny tao amin'ny OVEC

  • jeudi, 07 mars 2019 21:28
  • Britto
  • Sary nindramina

Kandida tsy miankina izy ary ny Talata teo no tafapetraka teo anivon'ny OVEC Morondava ny dosieny.

 

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.