Toamasina: Nametraka ny taratasy firotsahan-kofidiany i Riri Be

  • jeudi, 07 mars 2019 20:42
  • Zakaria
  • Sary Gasypatriote Toamasina

Androany alakamisy 7 martsa atoandro no nanatitra ny antontan-taratasy firotsahan-kofidiany ho solombavambahoaka teo anivon'ny OVEC Toamasina I i Rakotomalala Henri na Riri-Be sy ny ekipany.

Ny antoko AKFM-Fanavaozana no nanolotra azy ho kandida.

(Jereo Sary Tohiny)

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.