Oniversiten'i Toamasina: Voafidy ho filoha i Dr Zafitody Conscient

  • jeudi, 07 mars 2019 20:01
  • Zakaria
  • Sary Gasypatriote Toamasina

Izy no handimby toerana ny Pr Dr Velo Jérôme, ity farany izay nahavita taom-piasana roa.

Notanterahina tao Barikadimy ny alarobia 6 martsa ny fifidianana.

Talen'ny sampam-pianaran'ny oniversite any Fenoarivo Atsinanana i Dr Zafitody talohan'izao nahavoafidy azy ho filohan'ny Oniversiten'i Toamasina izao.

(Jereo Sary Tohiny)

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.