Sambava: Tranombarotra lehibe iray notafihina andian-jiolahy

  • mercredi, 06 mars 2019 19:09
  • Britto
  • Sary nomena Gasypatriote Sambava

Nisy nanafika ny tranombarotra lehibe iray teto Sambava ny alin’ny sabotsy 2 martsa teo. Andian-jiolahy miisa fito izy ireo raha ny hita sy voarakitra tao anaty “caméra de surveillance” ary efa ifampitadiavana amin'izao iarahana amin'ny mpitandro filaminana.

(Jereo Sary Tohiny)

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.