Jean Aimé: Hirotsaka hofidiana depiote aty Marovoay

  • mercredi, 06 mars 2019 19:06
  • Britto
  • Sary Net

Hiditra an-tsehatra amin’ny politika i Jean Aimé na Jean Aimé de Bemaharivo ahafantarana azy amin’ny maha mpanakanto eo amin’ny tontolon’ny hira. Hirotsaka hofidiana solombavambahoaka aty Marovoay izy, ary efa manoman-tena fatratra hiatrika ny fifidianana hotontosaina amin’ny 27 mey 2019.

Efa namoaka depiote mpanakanto i Marovoay taloha, dia i Rajaonson Bruno dit Brun-Ly.

(Jereo Sary Tohiny)

Galerie d'images (Cliquer sur la photo)
Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.