Jirama: Hitokona manomboka rahampitso ireo mpisan'ny jirama

  • mercredi, 06 mars 2019 13:00
  • Njaka
  • Sary Njaka

Hitokona manomboka rahampitso alakamisy 07 marsa ireo mpisan'ny jirama izay tarihin'ny sendika miisa sivy.

Anisan'ny fitakian'izy ireo ny fialan'ny Tale Jeneraly noho ny tsy fahombiazana amin'ny fitantanana sy fanorenana ny orin'asa.

Ao ihany koa ny fitakiana ny hamerenana ireo mpiasa tokony haverina amin'ny asany nefa mbola tsy tafaverina.

Eo koa ny resaka fifanarahana, sady tsy mazava no miompampana ny vidiny amin'ireo mpampanofo giropy sy ireo kojakoja famokarana herin'aratra.

(Jereo Sary Tohiny)

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.