Tolagnaro: Nandrotsaka ny dosieny ho depiote i Arline Attalah

  • mardi, 05 mars 2019 09:17
  • Britto
  • Sary nindramina

Ben’ny Tanànan’ny Kaominina ambanivohitra Ankaramena i Arline Attalah.

Rahavavin’i Béatrice Attalah, filohan’ny CENI-T tamin’ny tetezamita nikarakara ny fifidianana filoham-pirenena sy solombavambahoaka tamin’ny 2013, minisitry ny raharaham-bahiny teo aloha, ary filohan’ny « Comité de normalisation » amin’ny baolina kitra ankehitriny.

Lisitra tsimiankina no irotsahan’i Arline Attalah.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.