Vontovorona: Sazy miantona 15 andro izy efatra mirahalahy

  • lundi, 04 mars 2019 14:42
  • Tigre

Nivoaka ny didim-pitsarana ho an'ireo mpianatra voasambotra teny Vontovorona, taorian'ny fitsarana azy ireo androany tolak'andro.

Sazy miantona 15 andro isanisany no nomen'ny fitsarana ambaratonga voalohany azy efatra mirahalahy. Izany hoe mandritra ny 5 taona raha misy heloka hafa, na mamerin-keloka dia mihatra avy hatrany io sazy am-ponja 15 andro io.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.