Port-Bergé: Dahalo telo maty voatifitry ny Zandary

  • lundi, 04 mars 2019 14:09
  • Britto

Avy nangalatra omby miisa dimy tany Mampikony II ireto dahalo ireto tamin’ny zoma 1 martsa, no niazo an’i Port-Bergé ny lalany.

Nanao fanarahan-dia ny tompon’omby ka tany Port-Bergé no hita ireto dahalo ireto. Nampandre ny Zandary ny mpanaradia. Niditra an-tsehatra ny Zandary, nisy ny fifandonana ka nahafaty ireto dahalo ireto omaly. Tafaverina tamin’ny tompony ny omby dimy.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.