Vontovorona: Hotsaraina anio ireo mpianatry ny Polyteknika nosamborina noho ny grevy

  • lundi, 04 mars 2019 14:04
  • Britto

Efa-dahy izy ireo dia i Randriamampiavana Donald, filohan’ny fikambanan’ny mpianatra Polyteknika, izay notazomina am-ponja vojimaika eny Antanimora tamin’ny faran’ny herinandro teo, sy telo lahy hafa nomena fahafahana vonjimaika rehefa avy notanana natao andrimaso teny amin’ny Zandary taorian’ny nisamborana azy ireo nandritra fitakiana natao anaty fitokonana nataon’ny mpianatra ny fiandohan’ny herinandro lasa teny Vontovorona.

Anio tolakandro ny raharaham-pitsarana azy ireo.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.