Fifidianana depiote: Mbola folo eo ireo kandida nametraka dosie nanerana ny Nosy

  • lundi, 04 mars 2019 07:43
  • Britto

Miditra amin’ny herinandro faharoa ny fametrahana antontan-taratasy firotsahan-kofidiana solombavambahoaka. Tamin’iny faran’ny herinandro iny dia zara raha nisy folo ireo kandida nametraka dosie teny anivon’ny OVEC nanerana ny Nosy.

Ny 12 martsa 2019 amin’ny 5 ora hariva vao hikatona ny fandraisana dosien’ireo kandida, rehefa nisokatra ny 26 febroary 2019 tamin’ny 9 ora maraina.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.