Trafika "Bois de rose": Mbola ao Ambalatavoahangy ireo tantsambo 15 lahy tao amin'ilay sambo "Flying"

  • dimanche, 03 mars 2019 14:43
  • Britto
  • Tahirin-tsary

Nanamafy ny Talen'ny fandraharahana ny fonja Napou Jeremie, fa mbola miandry fitsarana ao Ambalatavoahangy ireo tatsambo sinoa 15 lahy tao amin'ilay sambo "Flying" izay nahatrarana andramena saika ahondrana.

Ny 06 febroary 2019 no nampidirana am-ponja azy ireo, ary mbola giazana mandraka ankehitriny eo anivon'ny seranan-tsambon'i Toamasina ihany koa ilay sambo.

 

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.