Tsena sy fanjifana: 14.000 Ariary ny karaoty 1kg eto Sambava

  • dimanche, 03 mars 2019 13:36
  • Zakaria

Ny haratsin'ny lalàna Ambilobe -Vohémar ary koa ny halafon'ny saram-pitaterana amin'ny fiaramanidina sy sambo no ambaran'ireo mpivarotra eo an-tsena Antaimby no anton'io vidiny io, tsy hamono antoka hoy izy ireo.

Afarana avy any Antananarivo ny kataoty amidy aty Sambava. Mamokatra karaoty ihany ao Andapa saingy tsy mitovy tsiro noho ny toe-tany sy hamandoana ary ny haavon'ny toerana tsy mitovy i Vakinankaratra sy SAVA.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.