Polisim-pirenena: Nosoloina ny Commissaire Central Tsaralalana sy ny talen'ny PAF

  • dimanche, 03 mars 2019 10:30
  • Zakaria

Nafindra ho Commissaire Central ao Tsaralalana ny Commissaire principal de police Andrianalison Haminiaina, izay Commissaire Central teo Tanjombato, izy izany no nasolo ny Commissaire divisionnaire Tsaramonina Ravony.

Commissaire divisionnaire Andriampanohana Mandimbilaza Mahandry indray izao no Talen'ny Police de l'Air et des Frontières (PAF), nasolo toerana an'i Commissaire divisionnaire Tolozara Ruphin.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.