Ambatoboeny: Voasambotra ilay dahalo raindahiny

  • samedi, 02 mars 2019 18:50
  • Britto
  • Sary nomena

Ny mpiray dina "Tsara-miara dia" no nahatratra an'ity dahalo raindahiny ity tao Madirovalo, ary efa natolotra ny Polisy hatao famotorana.

Efa maro ny olona maty novonoiny sy asa ratsy vitany tato anatin'ny Distrika Ambatoboeny.

 

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.