Jia Keming: Tonga hizahatany, iray volana izao no tsy hita popoka

  • samedi, 02 mars 2019 11:50
  • Britto
  • Sary nindramina

Tao Manakara no nahitana farany an'ity tovolahy teratany sinoa Jia Keming ity tamin'ny 4 febroary 2019. Tsy nahazo vaovao momba azy ny ray aman-dreniny sy ny havany taorian'izay.

Tovolahy ranjanana mirefy 1,82 m i Jia Keming.
Afaka miantso ny 034 26 000 00 izay manam-baovao momba azy, na hanatitra azy amin'ny manampahefana.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.