Antsalova: Ho kandida depiote ny Ben'ny tanànan'i Bekopaka, Miandrizoky Francklin

  • mardi, 26 février 2019 21:19
  • Zakaria
  • Sary nindramina

Hisedra ny fitsaram-bahoaka amin'ny fifidianana solombavam-bahoaka hotanterahana amin'ny alatsinainy 27 mey 2019 i Miandrizoky Francklin, Ben'ny tanànan'i Bekopaka.

Ao amin'ny Distrikan'Antsalova no hirotsahany.

 

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.