Antsobolo-Antananarivo V: Jiolahy roa maty voatifitry ny Polisy

  • lundi, 25 février 2019 21:15
  • Britto

Efa-dahy izy ireo no nanafika mpivaro-panafody teny androany. Tonga ara-potoana ny Polisy. Nifamaliana ny tifitra. Maty ny roa tamin'ireo jiolahy, naratra ary voasambotra ny roa.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.