Nosikely-Morondava: Tovolahy 20 taona natelin'ny ranomasina

  • lundi, 25 février 2019 21:05
  • Britto

Niara-nisaika tamin'ireo namany teo amin'ny torapasika Nosikely-Morondava ity tovolahy ity omaly tolakandro. Tafaverina an-tanety ireo namany, izy kosa tavela ary natelin'ny ranomasina ary mbola karohina hatramin'ny androany.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.