Oniversite Antsiranana: Roa ny kandida mifaninana ho filoha

  • lundi, 25 février 2019 13:43
  • Britto

Abdoul Fatah, sojaben’ny fakioltean’ny siansa sy Ratsaramody Justin, lefitry ny filohan’ny oniversite amperinasa Manorohanta Cécile, ireo no kandida hifaninana ho filohan’ny Oniversite Antsiranana mandritra ny fifidianana hotanterahina amin’ny herinandro ambony.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.