Ampasy Nahampoana-Tolagnaro: Vaky fanindroany ny fasana, taolambalon'ny razana folo no very

  • vendredi, 22 février 2019 22:34
  • Zakaria

Fianakaviana handeha handevina tamin'ny talata 19 febroary no nahatsikaritra ny fahavakisan'ny fasana.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.