Antsirabe: Nikatso noho ny karaman’ny mpiasa tsy voaloa ny asa lalana
- vendredi, 22 février 2019 21:59
- Zakaria
- Sary Gasypatriote Antsirabe
Tapaka tsy azo izorana efa herinandro izao ity lalana eo akaikin’ny hopitaly Atsimo Antsirabe ity, taorian’ny fitokonana faobe nataon’ny mpiasan’ny Kaominina ambonivohitra Antsirabe, mitaky karama folo volana.
Asan’ny Kaominina ary mpiasan’ny Kaominina ihany no nanao ny lalana rarivato. Nikatso teo ny fanamboarana nanomboka tamin’ny zoma 15 febroary niandohan’ny hetsi-pitakiana karama nataon’ny mpiasa.
(Jereo Sary Tohiny)
Galerie d'images (Cliquer sur la photo)
View the embedded image gallery online at:
http://sobikamada.com/tselatra/item/18307-antsirabe-nikatso-noho-ny-karaman%E2%80%99ny-mpiasa-tsy-voaloa-ny-asa-lalana.html#sigProGalleria10bb0d786c
http://sobikamada.com/tselatra/item/18307-antsirabe-nikatso-noho-ny-karaman%E2%80%99ny-mpiasa-tsy-voaloa-ny-asa-lalana.html#sigProGalleria10bb0d786c
Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.
Le code HTML n'est pas autorisé.