Kidnapping: Naverina aty Antananarivo ary tazomina ao amin’ny fonjan’Antanimora i Roger Lala Stéphanie

  • vendredi, 22 février 2019 08:10
  • Zakaria
  • Sary nindramina

Naverina eto an-drenivohitra indray ary tazomina ao Antanimora i Roger Lala Stéphanie.

Fakana an-keriny an’i Arnaud sy Annie, samy zaza tsy ampy taona zanaka mpandraharaha fantatra teo amin’ny « bois de rose » no nisamborana an’ i Roger Lala Stéphanie. Voasazy mandram-pahafaty ity farany noho io fakana an-keriny io.

Notazomina teny Antanimora izy avy eo nafindra teny Arivonimamo dia nalefa tany Antsiranana dia izao naverina ao Antanimora izao indray.

(Jereo Sary Tohiny)

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.