Ambanja: Voasambotra ny roa tamin'ireo jiolahy nanafika Sinoa

  • jeudi, 21 février 2019 21:46
  • Britto

Nahatratrarana 30 tapitrisa Ariary tany amin'izy ireo, ampahany tamin'ny vola 200 tapitrisa lasan'ireo jiolahy tao amin'ireo Sinoa mpividy dingadingana (concombre de mer), nandritra ny fanafihana ny alin'ny talata teo.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.