Tolotr’asam-panjakana: 1157 miliara Ariary ny vola navoaka tamin’ny 2017 tamin’ny asa tsy nisy akory

  • jeudi, 21 février 2019 14:31
  • Britto

Araka ny tatitra nataon’ny Vaomieram-pirenena misahana ny tolotr’asam-panjakana dia tsy nanara-dalàna avokoa ny 53%-n’ny fanomezana asa tamin’ny taona 2017, ary nahatratra 1157 miliara Ariary ny volam-panjakana nivoaka tamina asa tsy misy akory, nefa nanaovana tolotr’asam-panjakana.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.