Antenimieram-pirenena: Tazomina ho 151 ny isan’ny mpikambana

  • jeudi, 21 février 2019 14:30
  • Britto

Tinapaka nandritra ny filankevitry ny minisitra, araka ny tolokevitry ny minisitry ny Ati-tany fa tazomina ho 151 ny isan’ireo depiote ho avy eo handrafitra ny Antenimieram-pirenena.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.