Kidnapping: Manao fanamby ny mpitandro filaminana

  • lundi, 11 février 2019 21:15
  • Britto

Nilaza ny Sekreteram-panjakana miadidy ny Zandarimaria, ny Jeneraly Ravalomanana Richard, fa fanambin'izy ireo ny hampihena, eny ny tsy hisian'ny fakana an-keriny an-tanandehibe ato anatin'ny telo volana.

Hisy ny andrana ho fifehezana izany ato ho ato, araka ny fanazavany hatrany.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.