Lisi-pifidianana: Hivory ny CENI sy ireo Filoham-pokontany eto Antananarivo Renivohitra rahampitso

  • lundi, 11 février 2019 13:10
  • Britto

Hisy fivoriana hiarahan'ny CENI amin'ireo Filoham-pokontany eto Antananarivo Renivohitra mikasika ny Fanavaozana isan-taona ny Lisi-pifidianana rahampitso talata 12 febroary 2019 amin'ny 10 ora maraina ety amin'ny foiben'ny CENI Alarobia. Asaina ireo Filoham-pokontany hanatrika izany.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.