Ambatondrazaka: Miseho lany indray ny fanafihana mitam-basy

  • dimanche, 10 février 2019 19:45
  • Britto

Omaly sabotsy 9 febroary tokony tamin'ny fito ora dia fivarotana enta-madinika iray no notafihana jiolahy miisa efatra. Norahonan’izy ireo tamin’ny basy ilay mpivarotra nitakiany ny vola.

Nanohitra tamin’ny seza anefa ilay rangahy mpivarotra. Nikoropaka ka nanapoaka ny basy teny an-tanany ilay jiolahy ka nahavoa ny tongotr'ilay mpivarotra teo ampita.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.