Ambatomainty (Melaky): Omby 50 lasan'ny dahalo
- dimanche, 10 février 2019 00:10
- Britto
Dahalo telopolo lahy no nanafika tao antampon-tanana ny alin'ny zoma hifoha ny sabotsy 9 febroary. Nirefodrefotra ny basy nadritra ny ora iray sy sasany, naharetan'ny fanafihana sy vaky vala.
Efa ora vitsivitsy taty aoriana, ary efa dila ireo olon-dratsy vao tonga ny mpitandro ny filaminana.
Omby miisa 50 no lasan'ireo taorian'izay. Any ampanarahan-dia ny Fokonolona sy ny Zandary amin'izao.
Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.
Le code HTML n'est pas autorisé.