Ambatomainty Antananarivo faha-5: Nisy namaky ny biraon'ny Fokontany

  • dimanche, 10 février 2019 00:09
  • Zakaria

Maraina no tsikaritry ny olona fa nisy namaky ny biraon'ny Fokontany Ambatomainty. Nisavoritaka ireo antotan-taratasy tao anatiny.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.