Morondava: Ravan'ny Polisy ny tambazotra iray mpanao fanafihana mitam-basy

  • lundi, 04 février 2019 21:40
  • Britto
  • Sary Gasypatriote Morondava

Olona efatra iray tarika tamin'i Tody, ilay jiolahy raindahiny lavon'ny Polisy omaly, no voasambotra androany.

Jiolahy mpiara-manatanteraka fanafihana tamin'i Tody ny iray, mpimasin'izy ireo ny iray ary ny mpandray entana halatra.

Lasibatr'izy ireo ny Faritra Menabe sy Melaky. Mbola misy naman'izy ireo karohina.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.