Finoana Katôlika: Mompera 2 sy Diakra 6 nohamasina teto Toamasima

  • lundi, 04 février 2019 15:59
  • Britto

Nitombo isa ny mpanompon’Andriamanitra manatevina ny fikambanana masina Oblats de Marie-Immaculée (OMI). Nitarika ny fanamasinana sy velirano nataon’izy ireo tao amin’ny EKAR Notre Dame de Lourdes eo Anjoma, omaly alahady 3 febroary ny Kardinaly Tsarahazana Désiré.

Nalaza fa nikasa ny hanotrona ity fotoana ity ny filohan’ny Repoblika Andry Rajoelina saingy nofoanana tamin’ny ora farany indray ny diany ho aty Toamasina.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.