Ivato sy Marais Masay: Vehivavy roa hita faty amin’ny fomba mampiahiahy

  • lundi, 04 février 2019 12:08
  • Britto
  • Sary nindramina

Androany avokoa no nahitana ireto tranga ireto. Vehivavy iray no hita faty natsingevan’ny rano teo Marais Masay, Antananarivo V. Mbola nahitana vola, finday tany aminy.

Vehivavy zokiolona iray ihany koa hita faty teny Fitroafana, Fokontany iray ao amin’ny Kaominina Talatamaty, Distrika Ambohidratrimo.

(Jereo Sary Tohiny)

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.