Tsimbazaza: Fivoriambe anoloran’ny Praiminisitra ny fandaharanasany ho fampiharana ny Politika ankapoben’ny fanjakana

  • lundi, 04 février 2019 11:16
  • Britto

Ho fampiharana ny andininy faha-99 amin’ny Lalampanorenana, ny Praiminisitra lehiben’ny governemanta dia manolotra ny fandaharanasany manoloana ny Parlemanta ho fampiharana ny Politika ankapoben’ny fanjakana ao anatin’ny telopolo andro taorian’ny nanendrena azy. Afaka mandroso sosonkevitra amin’izany ny Parlemantera.

Tanterahina amin’izao tapakandro maraina izao ny eny Tsimbazaza, ary ny tapakandro hariva ny ao amin’ny Antenimieran-doholona.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.