Ampamarinana: Nisy vatobe nianjera io misandratr'andro io

  • dimanche, 03 février 2019 14:14
  • Britto

Miisa enina ireo trano fonenana niantefan'ireo vato be miisa dimy. Nisy namoy ny ainy, maro ireo naratra mafy.

Efa eny an-toerana manao asa famonjena ny mpamonjy voinan'ny tananan'Antananarivo.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.