Fifidianana Depiote: Miantso ny mpifidy handatsa-bato amin'ny 27 mey 2019 ny governemanta

  • samedi, 02 février 2019 19:36
  • Britto

Noraisina nandritra ny filankevitry ny governemanta ny zoma 1 febroary 2019 ny didim-panjakana miantso ny mpifidy amin'ny fifidianana depiote hatao ny alatsinainy 27 mey 2019 araka ny tolo-kevitry ny CENI.

5 tapitrisa Ariary ny antobola ho fandraisana anjaran'ny kandida depiote amin'ny fanontana vato-pifidianana.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.