Fanambaram-pananana: Nanao rodobe nihazo ny HCC ireo mpikambana ao amin’ny governemanta notarihin’ny Praiminisitra Christian Ntsay

  • vendredi, 01 février 2019 19:45
  • Britto
  • Sary: MAE-Min Mines

Nifamotoana tetsy amin’ny ministeran’ny raharaham-bahiny Anosy ireo minisitra ao amin’ny governemanta Christian Ntsay ary niara-nihazo an’Ambohidahy misy ny Fitsarana avo momba ny Lalampanorenena nanatitra taratasy fanambaram-pananan’izy ireo avy, ho fampiharana ny voalazan’ny andininy faha-40 sy 41 amin’ny Lalampanorenena sy ny andininy faha-2 amin’ny faha-2016-020 tamin’ny 22 aogositra 2016 momba ny ady amin’ny kolikoly.

(Jereo Sary Tohiny)

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.