Ambatoboeny : Karana vavy kely anaka nisy naka an-keriny

  • vendredi, 01 février 2019 19:44
  • Britto

Ny alakamisy tamin'ny 11 ora alina no notafihin'ny jiolahy ampolony tao Ankijabe. Karana vavy kely anaka no nalain'izy ireo takalonaina, ilay rayim-pianakaviana voakapa famaky ny lohany ary tsaboina mafy any amin'ny hopitaly.

Mitaky 400 tapitrisa Ariary ireo olon-dratsy ho tambin'ny famotsorana ilay Karana vavy.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.