Antenimieram-pirenena: Hivory tsy ara-potoana voalohany amin’ity taona 2019 ity

  • mardi, 29 janvier 2019 17:53
  • Britto

Hivory tsy ara-potoana voalohany ny Parlemanta amin’ity taona 2019 ity araka ny didim-panjakana laharana faha 2019-028 tamin’ny 24 janoary 2019 ; izany dia hanomboka ny alarobia 30 janoary 2019 amin’ny 11ora atoandro ao amin’ny Lapan’i Tsimbazaza ho an’ny Antenimieram-pirenena.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.