Tsimialonjafy-Mahamasina: Mbola misy olona efatra karohina

  • mardi, 22 janvier 2019 16:44
  • Britto
  • Sary nomena

Olona 4 no mbola karohina tamin’ireo 18 nihotsahan’ny tany tetsy amin’ny Fokontany Tsimialonjafy, Boriborintany faha-4 Antananarivo, ny sabotsy hariva teo, nandritra ny ora-mikija tsy ankiato narahina varatra izay nahatonga ny loza.

Miisa 86 kosa ireo olona tsimanan-kialofana sy voatery nafindra toerana, ka napetraka etsy amin’ny INFP Mahamasina.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.